|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miandry kendry tohina |
| Singan-teny | 2 miandry, 3 kendry, 4 tohina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 miandry vava latsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|